Azonao ampiasaina ny vondrona hamoronana sy hitantanana fanangonana angon-drakitra. Azo angonina ao ireo angon-drakitra mifandraika amin'ny tetikasa, ekipa na lohahevitra iray. Manamora ny fitadiavan'ny olona ireo angon-drakitra navoakanao koa izany.